Teny iditra helo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Tanala] mivezika [Rakotosaona 1975]
 Zavatra miserantserana sy manakontakona avy eo ambony loha. [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy hovering, wavering, as something above a window. See helana, hero-hero. [Richardson 1885]
Sampanteny 
Mpitovy hevitra helohelo

Teny iditra helo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Toerana any amin' ny fiainan-tsy hita inoan' ny mpivavaka kristianina ho fitoeran' ireo ratsy fanahy teto an-tany ka ijaliany amin' ny tsy fahitany an' Andriamanitra; afobe [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy hell [Richardson 1885, Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay l'enfer [Hallanger 1974]
Voambolana 
Ny fihaviany Anglisy: hell.
Lahatsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31