Teny iditra |
hena
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Nofom-biby efa maty: Mora ny henan-kisoa androany ¶ Fery ¶ Teny misy ifandraisany: atidohan-kena,
atin-kena,
fanangana,
hofaka,
ilikena,
jabora,
sabora,
lela,
lemy,
leminy,
lohomby,
losony,
mananety,
masontanteliny,
matomperiny,
matom-perin-kisoa,
mosavinkena,
roroha,
soroka,
taovany,
tratra,
trafo,
traingo,
tehezana,
tsinainkena,
vain-droroha,
vavony,
voankena,
vodihena,
vorivorinkena
[Rajemisa 1985]
|
Fanazavàna teny anglisy | meat, esp. beef [Hallanger 1973]
|
Fanazavàna teny frantsay | viande, viande de boeuf [Hallanger 1974]
|
Voambolana |
Sampanteny |
Haiendriteny |
hena
henako
henanao
henany
henantsika
henanay
henanareo
henan'
henan-
henam-
| |
-kena
-kenako
-kenanao
-kenany
-kenantsika
-kenanay
-kenanareo
-kenan'
-kenan-
-kenam-
| |
|
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
Ohatra | Ny mofo sy ny hena ary ny entana madinika tonga ao an-trano no anehoany izany. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 13]
|
Teny nalaina |
|
Teny iditra |
hena
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fihakelezana, fihavitsiana isa raha ampitahaina amin' ny teo aloha [Rajemisa 1985]
|
Fanazavàna teny frantsay | diminution, amoindrissement [Abinal 1888]
|
Sampanteny |
Haiendriteny |
hena
henako
henanao
henany
henantsika
henanay
henanareo
hen'
hen-
hem-
he-
| |
-kena
-keko
-kenao
-keny
-kentsika
-kenay
-kenareo
-ken'
-ken-
-kem-
-ke-
| |
|
|
Teny iditra |
heña
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Tambahoaka]
tantely mifindra [Rakotosaona 1975]
|
|
Teny iditra |
heña
|
Sokajin-teny | tambinteny
|
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka]
hankaiza
[Rakotosaona 1975]
|
|
Teny iditra |
hena
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | [Bara]
(dans son sens général, la racine hena marque l'abaissement, la perte de puissance).
Flueggea obovata (Willd.) Wall. (Phyllanthaceae). Arbuste commun. L'infusion des feuilles rendrait, paraît-il, les hommes impuissants.
[Boiteau 1997]
|
Voambolana |
Anarana siantifika | Flueggea obovata |
|