Teny iditra hendry
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Mahalala ny ataony, mahalala zavatra, kinga, mahita hevitra soa: Rakoto iza re no hanao kitoatoa amin' ny raharaha tahaka itony? Tovolahy hendry iny
¶ Mahay mitondra tena, mana raka ny tokony hatao, manam-panahy: Sambatra ny lehilahy manana vady han-dry
¶ Azo anarina, tsy ma ditra: Hendry daholo ny zanakao, Ranona
¶ Voalanjalanja isara araka ny tokony ho izy: Manaova alahelo hendry (DOX).
Fanazavàna teny anglisy  [Hallanger 1973] wise, prudent, intelligent
Fanazavàna teny frantsay  [Hallanger 1974] sage, prudent, intelligent
Sampanteny 
Haiendriteny 
ho hendry
hendre
Kamban-teny, lohateny, anarana 
 
Teny nalaina 

Teny iditra hendry
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Tily, tsikilo

Nohavaozina tamin' ny 2021/07/02