Teny iditra | heniheny | ||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Tany ihandronan' ny ranoka manjary honahona sy feno ahitra; tany lava volo tsy ialan-drano ka manjary fotaka mandrevo. [Rajemisa 1985] | ||||||
Fanazavàna teny anglisy | a swamp [Hallanger 1973] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | marécage [Hallanger 1974, SLP 1986] | ||||||
Voambolana | Haitoetany: (amin' ny ankapobeny) | ||||||
Sampanteny |
| ||||||
Mpanahaka | honahona ~ horaka ~ zetra | ||||||
Ohatra |
| ||||||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny heniheny io | ||||||
Teny iditra | heniheny | ||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | (dans toute l'île). Végétation des marécages ; on donne souvent ce nom aux Cyperaceae. On désigne aussi sous la même appellation les rizières mal aménagées, dont le drainage est difficile. [Boiteau 1997] | ||||||
Voambolana | Haizavamaniry | ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2021/01/08 |
![]() |