Teny iditra henika
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Feno: Henika ny sompitra
¶ Heniky ny hafaliana ny fonay
¶ Vonto, tanteraka: Heniky ny sira ny laoka
¶ Safotra: Heniky ny rano ny tanimbary. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy full; having all [1.7]
Fanazavàna teny frantsay comblé, saturé [1.8]
Sampanteny 

Fivaditsoratra kehina, kihane, hanike, hekany

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31