Teny iditra heno
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Jereo haino
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] see haino
Sampanteny 
Haiendriteny 
heno
henoko
henonao
henony
henontsika
henonay
henonareo
henon'
henon-
henom-
heno
henoko
henonao
henony
henontsika
henonay
henonareo
henon'
henon-
henom-
ho heno
ho henoko
ho henonao
ho henony
ho henontsika
ho henonay
ho henonareo
ho henon'
ho henon-
ho henom-
henoy
Tsipelina hafa 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra 
1 [Andraina: Mitaraina, takila 136] Farany, heno fa nilavo lefona ny Frantsay.
2 [FOFAFIPE: Haivola, takila 31] Henony teo fa olona telo fotsiny no horaisin' ity orina asa ity.
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31