Teny iditra herezina (hery)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Fanazavàna teny malagasy Atao amin-kerimpo, amin-joto, amin-kafanam-po: Herezo ny fiasa, ry mpiray tanindrazana [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy to be done courageously [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay qu'on fait avec courage [Hallanger 1974]
Haiendriteny 
herezina
hereziko
herezinao
hereziny
herezintsika
herezinay
herezinareo
herezin'
herezin-
herezim-
herezi-
noherezina
nohereziko
noherezinao
nohereziny
noherezintsika
noherezinay
noherezinareo
noherezin'
noherezin-
noherezim-
noherezi-
hoherezina
hohereziko
hoherezinao
hohereziny
hoherezintsika
hoherezinay
hoherezinareo
hoherezin'
hoherezin-
hoherezim-
hoherezi-
herezo

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31