Teny iditra herim-boantay (hery, voantay)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy enti-milaza ny herin' olona tsy dia matanjaka firy fa be kiry miserana fotsiny [Rajemisa 1985]
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31