Teny iditra herim-po (hery, fo)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy herin' ny sitra-po mandresy ny tahotra sy ny henatra ary tsy mikendry afa-tsy ny hahavita zavatra ka milofo hatramin' ny farany [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy courage, willingness to exert oneself [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay courage, vigueur [Hallanger 1974]
Voambolana 
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31