Teny iditra herina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Fiverenana amin' izay nialana (enti-milaza indrindra fotoana ary mazàna tafiditra amin' ny anaranateny akambana): Tongava amin' ny herin' ny alatsinainy
¶ Herinandro, herintaona
Fanazavàna teny anglisy  [Hallanger 1973] a turn, a return
Fanazavàna teny frantsay  [Marre: Grammaire] retour à
  [Hallanger 1974] demi-tour, retour
Sampanteny 
Mpanahaka  herinandro ~ herintaona

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31