Teny iditra herin-tsandry (hery, sandry)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy tanjaky ny sandry; tanjaka; izay azo tamin' ny asa [Rajemisa 1985]
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra herintsandry
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Betsimisaraka] asa, zavatra nataon'ny tena, tsy niarahana tamin' olona [Rakotosaona 1975]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31