Teny iditra herin-tsandry (hery, sandry)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] tanjaky ny sandry; tanjaka; izay azo tamin' ny asa
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra herintsandry
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rakotosaona 1975] [Betsimisaraka] asa, zavatra nataon'ny tena, tsy niarahana tamin' olona

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31