Teny iditra | herotra | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | [Tanala] fingotra [Rakotosaona 1975] | ||
Mena-dronono mitsinkafona mitambatra amin' ny fanambonin' ny ronono masaka. [Rajemisa 1985] | |||
Fanazavàna teny anglisy | a rubbery skin or layer; [Hallanger 1973] | ||
Fanazavàna teny frantsay | croûte, peau du lait, etc. [Hallanger 1974] | ||
Sampanteny |
| ||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| ||
Mpanahaka | hero-dronono | ||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny herotra io | ||
Teny iditra | herotra | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana] nom d'une espèce de poisson, ? Cristipoma. [David: Dialectes (takila H)] | ||
Voambolana | Haibiby: trondro | ||
Anarana siantifika | Cristipoma | ||
Tsipelina hafa | herotro | ||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |