Teny iditra | hery | ||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Rajemisa 1985]
Tanjaka: Mahazendana ny herin' io lehilahy io fa voatariny amin' ny tanana ila ny fiarakodia ¶ Fahefana: Manan-kery lehibe io fanjakana io ¶ Hafanam-po, fanamparan-tanjaka: Alao hery, rankizy, ny fianarana ~ Manao an-keriny ¶ Asa, vokatra: Manan-kery mety hahasitrana ity zavamaniry ity ~ Nisy heriny tokoa ny fivavahana nataonareo ¶ Ambiny: Asio heriny kely ny karamako fa nitombo betsaka ny asa tamin' ito ¶ Hany zavatra azo natao: Tsy hitako izay hatao, ka heriko nivoaka | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | [Hallanger 1973] strength, force, power | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | [Hallanger 1974] force, puissance | ||||||||
Sampanteny |
| ||||||||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| ||||||||
Ohatra |
| ||||||||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny hery io | ||||||||
Lahatsoratra | Randzavola: hery ao amin' ny Baiboly | ||||||||
Teny iditra | hery | ||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Rajemisa 1985] Anarana ilazana ankapobeny ireo zavamaniry misy tsilotsilony, toy ny havoatra, angivy | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | [Abinal 1888] nom de plusieurs plantes à piquants. Comme angivy | ||||||||
[Boiteau 1997]
(du javanais ari ; nom général des plantes épineuses).
On nomme plus spécialement ainsi, suivant les régions :
¶ [Sakalava] Mimosa asperata L. (Fabaceae) ¶ [Merina] Solanum erythracanthum Bojer (Solanaceae) ¶ Voir heritsilo. | |||||||||
Voambolana | Haizavamaniry | ||||||||
Anarana siantifika | Mimosa asperata, Solanum erythracanthum | ||||||||
Mpitovy hevitra | angivy ~ roingivy ~ voangivy | ||||||||
Teny iditra | hery | ||||||||
Sokajin-teny | Tsy lazaina | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Rajemisa 1985] Fandefasana fivalanana | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | [Abinal 1888] | ||||||||
Voambolana | Haizavamaniry | ||||||||
Sampanteny |
| ||||||||
Teny iditra | hery | ||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Rakotosaona 1975] [Taisaka] fiverenana | ||||||||
Sampanteny |
| ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2022/07/30 |
![]() |