Teny iditra |
hetra
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | (taloha) Velaran-tany nomen' Andrianampoinimerina ny fianakaviana tsirairay avy izay nahavoka-bary nivelomany nandritra ny herintaona (eo amin' ny roapolo vary eo ho eo, na 240 dcl); io vary azo tamin' ny hetra io dia nakana am-pahany ho an' ny mpanjaka (inenin' ny vata) ka avy amin' izany kosa indray no nampiova ny hevitry ny teny hoe hetra taty aoriana ¶ (ankehitriny) Vola aloa amin' ny fanjakana maha-olom-panjakana ny tena, ka misy atao hoe hetra isandahy (vola aloan' ny lehilahy feno iraika amby roapolo taona izay efa nofoanana ankehitriny), ary ny hetrantrano, tany, omby...; izany hoe vola tsy maintsy aloa isan-taona amin' ny harena ananana [Rajemisa 1985]
|
Fanazavàna teny anglisy | Taxes [Hallanger 1973]
|
Fanazavàna teny frantsay | Impôt, taxe [Hallanger 1974, Rajaonarimanana 1995]
|
| Redevance [Rajaonarimanana 1995]
|
Voambolana |
Haiendriteny |
hetra
he-
hetran-
hetran'
| |
-ketra
-ke-
-ketran-
-ketran'
| |
|
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
Teny nalaina |
Lahatsoratra |
|
Teny iditra |
hetra
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Anarana hafa ilazana ny fehikibo. [Rajemisa 1985]
|
Fanazavàna teny frantsay | Ceinture [Rajaonarimanana 1995]
|
Sampanteny |
Mpitovy hevitra | ~ |
|
Teny iditra |
hetra
|
Sokajin-teny | tambinteny
|
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana]
depuis que. § hàtra. [David: Dialectes (takila H)]
|
Mpitovy hevitra | |
|