Teny iditra hetraketraka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Akademia 2005 takila 529] fisomparana; fampiasan-kery aman' olona na fanimbana sy fandravana fananana: Potika noho ny hetraketraky ny tsy tia ny voly teny an-tsaha
Fanazavàna teny frantsay  [Rajaonarimanana 1995 takila 143] brutalité, vandalisme, méchanceté, ar [...]
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra 
1 [Andriamalala: Ranomasina, takila 60] Toa te-hikosoka ny hetraketraka natao rehetra.
2 [Randriamamonjy: Tantara, takila 257] Mpanjaka nahery setra sy be hetraketraka i Zakavola.

Teny iditra Hetraketraka
Sokajin-teny anarana (lohatenin' boky na seho an-tsehatra)
Mpanoratra Andriamalala Emilson Daniel, 1972
Fanonta printy Takila: 200.
Tsanganana sy sary iray takila Ny lohateny rehetra

Teny iditra Hetraketraka
Sokajin-teny anarana (lohatenin' boky na seho an-tsehatra)
Mpanoratra Rapatsalahy Paul
Fanonta printy 
Tsanganana sy sary iray takila Ny lohateny rehetra

Nohavaozina tamin' ny 2021/12/17