Teny iditra |
hiaka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Feo avo entina hihaikana, hihantsiana ady na hireharehana [Rajemisa 1985]
|
Fanazavàna teny anglisy | a cry of defiance or of victory [Hallanger 1973]
|
Fanazavàna teny frantsay | cri de défi, cri de victoire [Hallanger 1974]
|
Voambolana |
Sampanteny |
|
Teny iditra |
hiaka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Soritra hita mazava miharihary, ka matetika ny soritra fotsy na mena no lazaina amin' izany [Rajemisa 1985]
|
Sampanteny |
|
Teny iditra |
hiaka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Sihanaka]
tany marina malalaka mazava [Rakotosaona 1975]
|
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana]
clairière, plaine, grand terrain plat, découvert ; tanèty, collines sans arbres. (hày). [David: Dialectes (takila H)]
|
Voambolana |
|