Teny iditra | hidy | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | [Sihanaka] fefy [Rakotosaona 1975] | |||
Zavatra natao hisakana ny varavarana na vata tsy hivoha na hisokatra avy hatrany rehefa vohaina: Very ny hidim-baravarana ¶ Fisakanana tsy hivoha: Mafy hidy ve ity vata ity? [Rajemisa 1985] | ||||
Fanazavàna teny anglisy | a closure, a lock [Hallanger 1973] | |||
Fanazavàna teny malagasy | serrure [Hallanger 1974, Rajaonarimanana 1995 takila 144] | |||
fermeture [Hallanger 1974, Rajaonarimanana 1995 takila 144] | ||||
Sampanteny |
| |||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| |||
Lahatsoratra | Randzavola: hidy ao amin' ny Baiboly | |||
Teny iditra | hidy | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny frantsay | appellation botanique: Delonix leucantha [Rakotovao: Bois] | |||
Voambolana | Haizavamaniry: hazo | |||
Anarana siantifika | Delonix leucantha | |||
Mpitovy hevitra | alamboronala ~ boy ~ fengoka | |||
Teny iditra | hidy | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka] hidihidy [Rakotosaona 1975] | |||
Voambolana | Fahasalamana | |||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |