Teny iditra | hifika | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fanesorana; fandavana tsy hanaiky ¶ Fialana tsy hikasika na handray akory [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | a shaking, a pushing away [1.7] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | action de secouer, de repousser [1.8] | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Fivaditsoratra | fakihy, fihika |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |