Teny iditra hintsy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Hirifiry amin' ny hatsiaka.
Sampanteny 

Teny iditra hintsy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Karazan-kazo maniry amin' ny toerana ambany any amorontsiraka atsinanana; betsaka no ampiasana ny hintsy: anaovana rafi-trano na rafitra madinika na tsivalan-kazo amin' ny lalamby, fa indrindra anaovan' ny Betsimisaraka lakana sy vatampaty
Fanazavàna teny frantsay  [Rajaonarimanana 1995] arbre (Intsia bijuga)
  [Boiteau 1997] [Betsimisaraka] (nom anciennement cité: « hintchy » par Rochon et Froberville). Afzelia bijuga A. Gray (Fabaceae). Les graines grillées sont absorbées en infusions caféiformes. Excellent bois pour la menuiserie et la charpente. Écorces tannantes employées aussi en teinturerie ; teintes confuses : brun rougeâtre. Voir hintsina.
Voambolana 
Anarana siantifika Afzelia bijuga
Mpitovy hevitra hintsina
Habaka Xylothèque de Jean-Claude Cerre (http://perso.orange.fr/cerre/poster/pages/Hintsina.htm)

Nohavaozina tamin' ny 2022/06/03