Teny iditra hipoka
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza toerana feno tanteraka ka tsy misy azo anisihana olona na zavatra intsony (matetika no entina manamafy ny hevitry ny teny hoe feno izay atao eo alohany izy) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy full, crammed [1.7]
Fanazavàna teny frantsay comblé, bondé [1.8]
Sampanteny 

Fivaditsoratra kapohy, kopahy

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31