Teny iditra hira
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rakotosaona 1975] [Taisaka] lalao, kilalao, hehy
  [Rajemisa 1985] Fitohitohizam-peo misy miakatra sy midina, mafy sy malemy, namboarina mba hilaz ana fihetseham-po; feo mirindra mahafinaritra: Mahahontsa izay hira izay
¶ Tononkalo: Enga anie ny hirako hanony izay tomany (Ny Avana)
¶ Hirahira: Hira andaniana andro.
Mitovy hevitra: antsa ~ atoa ~ kalo ~ kalokalo ~ vazo ~ vetso
¶ (Misy hevitra ifandraisany: feon-kira, tonon-kira, feo voalohany, saikiny, fasiny, tonera, torebiny, beso)
Fanazavàna teny anglisy  [Hallanger 1973] a song; music; play
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888 takila 249, Hallanger 1974] chant
  [Abinal 1888] airs, musique vocale
¶ action de s'amuser avec des objets
  [Hallanger 1974] musique; jeux
Voambolana 
Sampanteny 
Haiendriteny 
hira
hirako
hiranao
hirany
hirantsika
hiranay
hiranareo
hiran'
hiran-
hiram-
-kira
-kirako
-kiranao
-kirany
-kirantsika
-kiranay
-kiranareo
-kiran'
-kiran-
-kiram-
Kamban-teny, lohateny, anarana 
 
Ohatra 
1 [Profita: Ranary, takila 90] Hira inona no nohiraintsika?
2 [Ravelomanana: Lalana, takila 70] Voatery naverina intelo ilay hira.
3 [Andraina: I Vola, takila 69] Nony vita ny hira, gaga aho mbola velona ihany.
Teny nalaina 

Teny iditra hira
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rakotosaona 1975] [Bara] anaran-gidro
Fanazavàna teny anglisy  [Mittermeier: Lemurs] ring-tailed lemur (Lemur catta)
Fanazavàna teny frantsay  [Mittermeier: Lemurs] maki, maki mococo, maque (Lemur catta)
Voambolana 
Anarana siantifika Lemur catta
Mpitovy hevitra hirana
Tsanganana sy sary iray takila Ny Gidro
Sary 

Teny iditra Hira
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [Randzavola: Baiboly] Lehilahy avy tany Adolama, ary sakaizan'i Joda. Izy no nampitondrain' i Joda ny zanak' osy ho an' i Tamara
Fanazavàna teny anglisy  [Baiboly] Hirah
Fanazavàna teny frantsay  [Baiboly] Hira
Voambolana 
Teny nalaina 

Teny iditra Hi
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  [Baiboly] zanak' i Aksesa
  [Baiboly] Ira
Fanazavàna teny frantsay  [Baiboly] Ira
Voambolana 
Tsipelina hafa 
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31