Teny iditra |
hirana
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fahazavana kely, toy ny fahazavana maninteraka amin' ny hirika na loaka kely: Tsy mahita hirangirana ¶ Hirika na loaka idiran' ny fahazavana ¶ Taratry ny hazavana mianjera amin-javatra malambolambo, fitomarataratra. [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | a glimmer of light [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | rayon de lumière passant par un petit trou ; fente qui laisse passer la clarté [1.8]
|
Sampanteny |
Mpitovy hevitra | |
|
Teny iditra |
hiraña
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Tanala]
karazan'akondro kely mavomavo no sady mamy be. [1.78]
|
Voambolana |
|
Teny iditra |
hirana
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Bara]
anaran-gidro [1.78]
|
Mpitovy hevitra | |
Tsanganana sy sary iray takila |
|
|