Teny iditra | hitika | ||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Feno tsara, (fiteny indrindra amin' ny famarana fa ny "himpona" kosa, amin' ny toerana na isa):
Hitika tsara ity vata ity ¶ Enti-milaza akanjo mangeja, mifanerana amin' ny toe-batana, mifaninjitra [1.1] | ||||||
Sampanteny |
| ||||||
Teny iditra | hitika | ||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Famindrana kingakinga erỳ [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | action de marcher lestement, avec une certaine vitesse, avec ostentation [1.3] | ||||||
Sampanteny |
| ||||||
Mpitovy hevitra | hitikitika | ||||||
Fivaditsoratra | tihika |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |