Teny iditra |
hitsy
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Toetran' ny zavatra mijoro tsara, tsy bilabila: Mahafinaritra ny mifery ny hitsin' itỳ hazo itỳ ¶ Hamarinana, tsy fisian-diso: Mahagaga ny hitsin' ny fitenin' itỳ zaza itỳ ¶ Fahamarinana, tsy fiolakolahana; ny marina, ny rariny: Tokony hitsara mandrakariva araka ny hitsiny ny mpitsara ¶ Tandrify: Mipetraka eo amin' ny hitsin' ny tsena indrindra izahay. [Rajemisa 1985]
|
Sampanteny |
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
Haianarantany |
|
|
Teny iditra |
hitsy
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka]
fijoroana mahitsy [Rakotosaona 1975]
|
|
Teny iditra |
hitsy
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | droite [SLP 1986]
|
Voambolana |
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
|
Teny iditra |
hitsy
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka]
karazan-kazo fanaovan-trano [Rakotosaona 1975]
|
Fanazavàna teny frantsay | [Betsimisaraka]
Rhodocolea telfairiae (Bojer ex Hook.) H.Perrier (Bignoniaceae).
Voir aussi
hitsika et
hitsikitsika .
[Boiteau 1997]
|
Voambolana |
Anarana siantifika | Rhodocolea telfairiae |
|