Teny iditra hoatra
Sokajin-teny mpampiankin-teny [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] jereo ohatra, izay tokony hanoratana an' io teny io
Fanazavàna teny anglisy  [Hallanger 1973] like, equal
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888] (pour ohatra) comme, de même que
  [Hallanger 1974] comme, de même que
Haiendriteny 
hoatra
hoatr'
Tsipelina hafa 
Ohatra 
1 [Abinal 1888, takila 248] Hoatra an’ iza izy ?Hoatra iza izy ? (Comme qui est-il ? à qui ressemble-t-il ?)
2 [Abinal 1888, takila 248] Hoatra ahy izy (Il est comme moi)
3 [Abinal 1888, takila 248] Niasa hoatra ny nataoko izy (Il a travaillé comme moi)

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31