Teny iditra hoby
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Antsoantsom-piravoana atao ho mari-piderana: Tsy nifandrenesana ny hoby nataon' ny vahoaka ny Filohan' ny Nosy [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy a shout of rejoicing [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay acclamations [Hallanger 1974]
Sampanteny 
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2021/12/11