Teny iditra | hodina | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fiverenana eo amin' ny toerana ihany mankany ivoho; fitodihan' ny loha mankany aoriana na ao an-daniny; fitsimbadihana rehefa mikorisa, ka ny ambany tonga ambony ary dia mifandimby hatrany toy izany [Rajemisa 1985] | |
Fanazavàna teny anglisy | a turning around [Hallanger 1973] | |
Fanazavàna teny frantsay | tournoiement [Hallanger 1974] | |
Sampanteny |
| |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |