Teny iditra hohy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Fihadiana tany mitsi-poretika sady tsy lasa lalina; fihadiana ny tany etsy sy eroa amin' ny tanana na ny tongotra; fangatahana tsy misy fiatoana hahazoana na hahafantaran-javatra.
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31