Teny iditra | holatra | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana] provocation dissimulée, tournée. [David: Dialectes (takila H)] | ||||
Mpitovy hevitra | ankolatra | ||||
Teny iditra | holatra | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Dian-dratra na fery efa sitrana hita eo amin' ny hoditra. [Rajemisa 1985] | ||||
Fanazavàna teny anglisy | a scar [Hallanger 1973] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | cicatrice [Abinal 1888, Hallanger 1974, Rajaonarimanana 1995] | ||||
Voambolana | Fahasalamana | ||||
Sampanteny |
| ||||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| ||||
Ohatra |
| ||||
Teny iditra | holatra | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Karazan-javamaniry mitarehina elo mivelatra ny maro aminy: Misy karazany roa lehibe ny holatra: dia ireo fihinana ary ireo misy poizina ka mahafaty [Rajemisa 1985] | ||||
Fanazavàna teny anglisy | mushrooms; fungus in general [Hallanger 1973] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | champignon [Hallanger 1974] | ||||
nom générique des champignons [Abinal 1888, Rajaonarimanana 1995] | |||||
[ olatra ] (dictionnaire Abinal et Malzac, 4e édition (1930) p. 236 et 459 : admet les deux orthographes ; mais en malgache moderne, on écrit plutôt holatra). Nom générique des Champignons : ¶ [Taifasy] d'après Cardenan, Journal Officiel de Madagascar n° 272 (7 Juillet 1898) p. 2119, à Farafangana ce nom est réservé au champignon blanc comestible des parcs à boeufs. Le Dr. H. Poisson l'identifie avec doute à Agaricus campestris L. (Agaricaceae). [Boiteau 1997] | |||||
Voambolana | Haizavamaniry | ||||
Anarana siantifika | Agaricus campestris | ||||
Tsipelina hafa | olatra [Boiteau 1997] | ||||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| ||||
Ohatra |
| ||||
Teny nalaina | Soratra misy io teny holatra io | ||||
Nohavaozina tamin' ny 2022/05/03 |
![]() |