Teny iditra | honina | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | Fahasahirankiranana amin' izay atao, amin' ny fiomanana an' izay hatao, amin' ny famonjena zavatra maro indray atao, amin' ny fanamboamboarana zavatra ao anaty lamba tsy tiana ho hitan' ny olona [1.1] | |||
Sampanteny |
| |||
Mpitovy hevitra | honinkonina | |||
Teny iditra | honina (onina) | |||
Sokajin-teny | ho avin' ny matoantenin' ny mpanao monina | |||
Fivaditsoratra | hanino |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |