Teny iditra hontsa
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] malemy, trotraka: Hontsan' ny hanoanana
¶ feno alahelo amin' ny fahitana olona niharan-doza na fadiranovana: Hontsa aho nahita azy mianaka kely mitofezaky ny hanoanana
¶ ngoly, vonto: Hontsan' ny fitiavana azy koa ny anao ka tsy avala handeha any
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888] mou, comme ce qui est bien cuit, fatigué, harassé; fig. pénétré d’un vif sentiment de joie ou de tristesse
Sampanteny 
Ohatra 
1 [Abinal 1888, takila 266] hontsan' ny hanoanana izy (il est harassé de faim)
2 [Abinal 1888, takila 266] hontsan’ ny alahelo izy (il est accablé de tristesse)
3 [Abinal 1888, takila 266] hontsan' ny fitiavana an’ Andriamanitra izy (il est pénétré d’amour pour Dieu

Teny iditra hontsa
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rakotosaona 1975] [Tanala] tantely tampohan-drano ho sotroina
  [SLP 1986] ranom-panafody nomamiana
Fanazavàna teny frantsay  [SLP 1986] potion, sirop
Voambolana 
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Nohavaozina tamin' ny 2022/01/23