Teny iditra |
horaka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Bezanozano, Tambahoaka]
tanimbary [1.78]
|
| Tanimbary be rano eny andemaka izay tsy mila hitaritana rano intsony hanondrahana azy (Mifanohitra aminy: sakamaina,
tavy)
[1.1]
|
| tany tsy afa-drano azo volena [1.13]
|
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial]
a ricefield [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | rizières, terrains marécageux, humides [1.3]
|
| [Provincial]
a rizière [1.8]
|
| marécage, marais; sol hydromorphe [1.13]
|
| [Betsimisaraka, Taisaka]
. Rizières sommairement aménagées. Aussi la végétation des sols humides : plantes de marais. [1.196]
|
Voambolana |
Sampanteny |
Anaran-toerana |
|
Mpanahaka |
heniheny ~
honahona ~
zetra |
Ohatra | Ao ambany avaratra horaka feno kotro sy ahitra lava, ary ny tamotamo no mameno any.
[2.324]
|
|
Teny iditra |
horaka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Feo manao rodobe mitory fihorehana na figagana na horakoraka na fiarahabana na fanesoana koa aza: Tsy nifandrenesana ny hora-pifalian' ny vahoaka ¶ Feon' ny sahona: Horaka no an' ny sahona fa ny tsiboboka ihany no tompon' ny rano [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | the cries of a crowd [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | cris d’étonnement, d’admiration, de surprise, de félicitation, de répulsion, de rébellion ¶ coassement des grenouilles [1.3]
|
| les cris d'une foule [1.8]
|
Voambolana |
Sampanteny |
|
Mpitovy hevitra | |
|
Teny iditra |
horaka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fahalahelovana noho ny fahitana olona ory na mijaly; fahatsiarovana ny tena ho malahelo amin' ny fahitana ny ory na mijaly [1.1]
|
Sampanteny |
|
Mpitovy hevitra | |
Ohatra | Torotoron'ny latsa ny foko, ka marary aho, miandry horaka, fa tsy nisy
[2.996]
|
|
Teny iditra |
horàka
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | mena [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | écarlate, vermillion [1.3]
|
Sampanteny |
|
Tsanganana sy sary iray takila |
|
|
Teny iditra |
horaka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Tanosy]
zohy,
lavabato
[1.78]
|
|