Teny iditra horirika
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Ravin' ny saonjondrano fanao fangaron-daoka (azo ilazana ny ravin-tsaonjo mamy na ny ramandady ihany koa anefa ny horirika raha mbola tsy mivelatra na mbola mihorona ila
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888] espèce d'arum comestible, ses feuilles
  [Rajaonarimanana 1995] sorte d'arum comestible ( Colocasia sp., Araceae)
  [Boiteau 1997] Nom donné à Colocasia esculenta (L.) Schott (Araceae) quand on le cultive pour ses feuilles comestibles ainsi que pour son tubercule. Les feuilles elles-mêmes s'appellent Ravin-koririka ; préparées à la manière des épinards, elles constituent un mets excellent. Il existe des variétés cultivées plus spécialement pour la production des feuilles et d'autres variétés cultivées plutôt pour leur tubercule.
Voambolana 
Anarana siantifika Colocasia esculenta
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra 
1 [Rabezandrina: Ikotofetsy, takila 34] Dia ataoko horirika amonosana anana, ka ny fonosin-do, ny mamono lo.
2 [Fox: Hainteny, laharana 44] rano ambony horirika hono hianareo sy izy ka raha faly miara-manatrika raha tezitra miara-mihodina
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31