Teny iditra | horonana (horona) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Zavatra (taratasy, tsihy, kofehy) mivoromborona: Horonan-taratasy [Rajemisa 1985] | |
Fanazavàna teny anglisy | a roll [Hallanger 1973] | |
Fanazavàna teny frantsay | rouleau [Hallanger 1974] | |
Mpitovy hevitra | horona | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |