Teny iditra horova
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Ravelojaona 1937 takila H.287] [Hypsipetes ourouvang, Cm., na Hypsipetes madagascariensis, Muller] karazam-boronkely manja mainty ny volony, lavalava ny rambony, mpihinana voankazo, toy ny voan' ny sevabe; eny amoron' ala no be azy; ny fanenony no niavian' ny anarany hoe tsikorovana , fa hoatra ny miteny izany izy rahefa maneno.
  [Rajemisa 1985 takila 445] Jereo tsikorovana
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888 takila 270] merle cendré de Madagascar, (Buffon). Hypsipetes madagascariensis, Muller.
Voambolana 
Anarana siantifika Hypsipetes madagascariensis
Mpitovy hevitra horovy ~ horovana ~ sokonina ~ sokoreva ~ tsikorovana

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31