Teny iditra horova
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy [Hypsipetes ourouvang, Cm., na Hypsipetes madagascariensis, Muller] karazam-boronkely manja mainty ny volony, lavalava ny rambony, mpihinana voankazo, toy ny voan' ny sevabe; eny amoron' ala no be azy; ny fanenony no niavian' ny anarany hoe tsikorovana , fa hoatra ny miteny izany izy rahefa maneno. [1.10]
 Jereo tsikorovana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay merle cendré de Madagascar, (Buffon). Hypsipetes madagascariensis, Muller. [1.3]
Voambolana 
Anarana siantifika Hypsipetes madagascariensis
Mpitovy hevitra horovy ~ horovana ~ sokonina ~ sokoreva ~ tsikorovana

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31