Teny iditra hosina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fifotetahana amin' ny fotaka, na vovoka, na loko, na loto; fandraisana adidy amin' ny raharaha iray ara-pianakaviana ka manao tsy miroa fo mihitsy
Mitovy hevitra: tavona [1.1]
Fanazavàna teny frantsay barbouillage; action de se rouler dans la poussière, de se vautrer dans la boue [1.3]
Sampanteny 
 

Teny iditra hosina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Haba varahina na volafotsy; fonjan-javatra boribory na boribory lavalava [1.1]
Fanazavàna teny frantsay bracelet en cuivre ou en argent
¶ grosseur, volume round ou cylindrique
¶ caillot [1.3]
Sampanteny 
 

Teny iditra hosiña
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Betsileo] (de hosina (merina) : pelote). Tresse ou pelote de rafia préparée pour la vente. On dit, par contre en Imerina : koborin-drofia [1.196]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2021/10/02