Teny iditra |
hosy
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka]
fiasana tanimbary amin'ny omby [1.78]
|
| fanitsahana amin' ny tongotra ¶ fanaovana tsinontsinona; famakiana ny bainga an-tanimbary mba hampahalemy ny fotaka hamafazana na hoketsana; fambaboana fananan' olona. [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | the act of trampling the mud in the rice fields [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | action de piétiner les rizières [1.8]
|
| rizière irriguée ¶ action de piétiner [1.13]
|
Voambolana |
Sampanteny |
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
Anaran-toerana |
|
|
Teny iditra |
hosy
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Bara]
tady [1.78]
|
Fanazavàna teny frantsay | fil, câble [1.13]
|
Voambolana |
|