Teny iditra |
hoto
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fandroahana biby sasantsasany, toy ny alika, ny akoho amam-borona. [Rajemisa 1985]
|
Sampanteny |
|
Teny iditra |
hoto
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Potipotika, rotidrotika: Nataon' ny saka hoto ny akanjokelin-janako ¶ Rovidrovitra, voarotika: Hoto ny tarehin' ilay kely fa tsy niantran' ilay lehibe mihitsy, hono [Rajemisa 1985]
|
Sampanteny |
Mpitovy hevitra | |
|
Teny iditra |
hoto
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Vorovoro-drongony, izay atao koa hoe renibendrongony ary ampiasaina indrindra ho fanentsenana loaka na vaky: Manentsin-tsambo amin' ny hoto [Rajemisa 1985]
|
|
Teny iditra |
hoto
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | fahasimbana ¶ fanasaratsarahana ho singa miavaka [SLP 1986]
|
Fanazavàna teny frantsay | décomposition [SLP 1986]
|
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
|
Teny iditra |
hoto
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | [Betsileo, Merina]
(au sens propre : rebut des fibres après le dévidage, bourre). Nom appliqué aussi à l'étoupe, à la bourre des armes à feu. [Boiteau 1997]
|
Voambolana |
|