|
|
|
|

Entrée1  hotsaka
Partie du discours  2  nom ou adjectif
Explications en malgache  3  Tany be fotaka, honahona, na toerana petsapetsa lava: Mampidi-doza ny mandeha amin' ny hotsaka
4  Lena tanteraka, vonto: Hotsaky ny orana ny akanjony
5  Rakotra: Hotsaky ny hatina ny tenany manontolo [1.1]
6  [hôtsaka] honahona [Bezanozano] [1.78]
Dérivés 
7  Verbes actifs :
8  Verbes passifs :
9  Verbes relatifs :
10  Noms :
11  Adjectifs :

Anagrammes  12  ahotsak, hakotsa, hatosak, hatsako, hatsoka, hotsaka, katsaho, tsahako

Mis à jour le 2020/07/31