Teny iditra hoy
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Miteny: Hoy Rakoto tamin' ny zanany...
Fanazavàna teny anglisy  [Hallanger 1973] he (I, you, we, etc.) say, says
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888] dit-il, dit, fait, signé par
  [Hallanger 1974] je dis, vous dites, etc
Sampanteny 
Haiendriteny 
hoy
hoe
Ohatra  [Rajaonarimanana 1995] Hoy izy (dit-il) ~Hoy izaho (Dis-je)

Teny iditra hoy
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Rakotosaona 1975] [Bara] misy

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31