Teny iditra | iampangana (ampanga) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny fameno | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | [Richardson 1885] | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | [Abinal 1888 takila 31] | ||||||||||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||||||||||
Ohatra | ka hoy Pilaty taminy: Tsy renao va izany zavatra maro iampangana anao izany? [Baiboly: 47.27.13] | ||||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |