Teny iditra ianao
Sokajin-teny mpisolo anarana [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] enti-misolo ny anaran'izay itenenana raha tokana izy ka atao teny lazaina: ~ Amin'ny firy no handeha ianao?
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] [ hianao ] thou, you. [Compare Swahili e'nu, your, of your, and e'gnui o thou.] Compare anao.
  [Hallanger 1973] same as hianao
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888] [ hianao ] vous (employé pour toi)
  [Rajaonarimanana 1995] vous (respect)
  [Hallanger 1974] même que hianao
  [Beaujard 1998] [Tanala] (pronom personnel sujet - 2ème personne singulier) tu, toi.
Fanazavàna teny italianina  [Profita 1969] tu
Tsipelina hafa 
Mpanahaka  anao ~ -ao ~ -nao ~ ialahy ~ ise
Tsanganana sy sary iray takila ny mpisolo rehetra
Ohatra 
1 [Randriamamonjy: Ombalahibemaso] Hahita loza ianao!
2 [Andraina: I Vola] Manao ahoana ianao, anaka?
3 [Rakotonandrasana: Tantsaha] Ianao ve no mahateny ahy izany!
4 [FOFAFIPE: Haivola] Fantatro fa tia ahy tokoa ianao.

Nohavaozina tamin' ny 2021/10/05