Teny iditra | ianarana (anatra) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny atao | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza ny zavatra iray atao ny hahaizana azy [Rajemisa 1985 takila 447] | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | [Richardson 1885 takila 40] | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | qu'on étudie, qu'imite [Abinal 1888 takila 37] | ||||||||||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||||||||||
Ohatra |
| ||||||||||||||||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny ianarana io | ||||||||||||||||
Teny iditra | ianarana (anatra) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny fameno | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza ny fomba, toerana, fitaovana entina mianatra [Rajemisa 1985 takila 447] | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | [Richardson 1885 takila 40] | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | [Abinal 1888 takila 37] | ||||||||||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||||||||||
Ohatra |
| ||||||||||||||||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny ianarana io | ||||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |