Teny iditra ianaro (anatra)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny fitaovana ianarana [fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888 takila 37]
Ohatra 
1Mba ianaro izay ataon' ny olona. [Dahle: Angano, takila 216]
2hajao sy ianaro tsara ny fiteny malagasy [Rabemolaly: Fary, takila 21]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31