Teny iditra iangaviana (angavy)
Sokajin-teny matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny anglisy to be asked for; to be begged [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888 takila 45]
 qu'on demande; qu'on supplie [Hallanger 1974]
Haiendriteny 
iangaviana
iangaviako
iangavianao
iangaviany
iangaviantsika
iangavianay
iangavianareo
iangavian'
iangavian-
iangaviam-
iangavia-
niangaviana
niangaviako
niangavianao
niangaviany
niangaviantsika
niangavianay
niangavianareo
niangavian'
niangavian-
niangaviam-
niangavia-
hiangaviana
hiangaviako
hiangavianao
hiangaviany
hiangaviantsika
hiangavianay
hiangavianareo
hiangavian'
hiangavian-
hiangaviam-
hiangavia-
iangavio
Ohatra 
1Ka tiako iangaviana izy io, na hovidiana na hatakalo, tsy maninona. [Andraina: Mitaraina]
2Ny tsy ho sarotiny loatra eo am-pamakiana azy no mba iangaviana anao. [Andriamalala: Ranomasina]

Nohavaozina tamin' ny 2022/06/26