|
|
|
|

Entrée iantsoana (antso)
Partie du discours verbe relatif
Explications en anglais  [1.2]
Exemples 
1Tsena kosa no iantsoana ny toerana anaovana varotra. [2.117]
2Mialoha izay, dia anarana iombonana ihany no iantsoana azy. [2.606]
3nataony hoe : Raha misy raharaham-panjakana iantsoana anareo; [2.59]
Morphologie 
Présent : iantsoana, iantsoako, iantsoanao, iantsoany, iantsoantsika, iantsoanay, iantsoanareo, iantsoan', iantsoan-, iantsoam-, iantsoa-
Passé : niantsoana, niantsoako, niantsoanao, niantsoany, niantsoantsika, niantsoanay, niantsoanareo, niantsoan', niantsoan-, niantsoam-, niantsoa-
Futur : hiantsoana, hiantsoako, hiantsoanao, hiantsoany, hiantsoantsika, hiantsoanay, hiantsoanareo, hiantsoan', hiantsoan-, hiantsoam-, hiantsoa-
Impératif : iantsoy
Autres orthographes 

Mis à jour le 2023/01/20