Teny iditra Idada (i, dada)
Sokajin-teny anaran-tsamirery (olona) [fitanisana]
Voambolana 
Ohatra 
1 [Rakotozafy: Ratsimba, takila 64] Niresaka tamin' Idada izahay.
2 [Ravelomanana: Lalana, takila 20] Saiky Idada hatrany no nitory.
3 [Andriamalala: Zazavavindrano, takila 138] Ilazao Idada tsy hitondra ny nofoko.
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31