Teny iditra | ifampikasihana (kasika) | ||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny fameno | ||||||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||||||
Ohatra | kanefa misy ifampikasihany ihany, satria Paoly dia nandray ny fombam-piteny nampiasaina tao amin' ny fivavahana ifonosan' ny zava-miafina, ka manao izany ho lalana ho enti-milaza sy manazava ny fampianarana nataony tamin' ny Jentilisa. [Randzavola: Baiboly, takila 1037] | ||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2022/01/28 |
![]() |